Advertising Console

    Ny Voninavoko Zanak'Iarivo

    Reposter
    delit_cious

    par delit_cious

    42
    13 475 vues

    12 commentaires

    eaaneaasi
    .. yeahh Merci d avoir mis cette video,
    Par eaaneaasiIl y a 6 ans
    ronald alain
    misaotra ee!!!
    Par ronald alainIl y a 7 ans
    lavasanga
    Raha mba makany Iarivo any ianao
    Ka mijerijery ny zava-baovao
    Marimario ny ohatr'izao

    Anao ty be ny fony amin'ny vady
    Jenitra tahaka ny alain-tsary
    Famindra tsy taitra manototra akory
    Arahiny tsiky dia hita mitory fa hoe:

    zana-javatra ka manao hoe(2)
    Zana- baratra no azo ilazana azy koa
    satria tandravadin' ny oditra ny azy ary tena
    Nomenjanahary ka ho voninkazo ny zava-boary

    Depuis tout ma vie
    Je n'ai jamais eu de soucis
    Sortir mmm la nuit
    Seulement cette fois ci quelle folie
    A mon père qui m'a dit
    Tu n'iras pas la nuit
    j'ai fait des bla blo bli
    Et lui il a souri alors oui cette fois ci
    A peine sortie j'ai couru dans la rue
    Après mes amis
    Par lavasangaIl y a 7 ans
    lavasanga
    Zanak'Iarivo ireny ra tsy fantatrao e!
    Zanaky ny avo sy ny fomba vao2
    Zaitra pitafiany sy ny taovolo ny azy e!
    Sarotra amintsika ny hitantara sy hilaza
    Misy misavoana toy ny voitr' i Babaina
    Misy koa naolana hianjera rano iray
    Ny soro-bolon-tsika soritana @ fihofy
    Kely sisa dia ho lasa nofy
    Par lavasangaIl y a 7 ans
    Lovely
    Oay ééééééééé, mbola kely mintsy za t@ io hira io nalaza, zay za vo nahita ny clip ; merci
    Par LovelyIl y a 7 ans
    Voir plus de commentaires