Advertising Console

    EH SAMBATRA AHO JESOA - FAFAH

    Reposter
    AmiUniKool

    par AmiUniKool

    190
    38 998 vues

    20 commentaires

    Ladypooh
    "Na inona mihatra , na inona manjo
    Hianao no antenaiko hitantana ny dia" <3
    Par LadypoohIl y a 6 ans
    Andrianjaka Naturel
    misaotra,dadah!!!!
    Par Andrianjaka NaturelIl y a 6 ans
    andrianina andrianaivo
    Ty hira ty dia hatsiarovanay ihany koa ilay Rainay malalanay (Ranaivoarison Henri) zay nodimandry t@ 26 Juillet 2009 teo, eo anilan'i Jesoa dia mody fitahiana, feno haravoana sy lavitra manjo, ary mionona ny fo .....
    Par andrianina andrianaivoIl y a 7 ans
    andrianina andrianaivo
    471
    eh sambatra aho Jesoa raha miaraka aminao
    eo anilanao dia mody fitahiana, feno haravoana sy lavitra manjo.
    raha miaraka aminao mionona ny fo, ravo ny fanahiko toloranao ny soa.
    Par andrianina andrianaivoIl y a 7 ans
    lilly marco
    471, ravo ny fanahiko toloranao ny soa, jesoa be fitiavana
    Par lilly marcoIl y a 7 ans
    Voir plus de commentaires