Njakatiana Mifalia Fa malagasy

Découvrir le nouveau player
6 551 vues
  • Infos
  • Exporter
  • Ajouter à
Soyons fière d'etre malgache !

9 commentaires

Njaka a,, purée tena milay be leisy ilay "mifalia fa malagasy a, " tena rotsaka be ny ranomaso mijery azy, et c'est ce qui nous manque bcp, ianao ve manana vcd misy an'io tena ranofotsiny ary mampiseho tanteraka ny mpandihy rehetra fa tena tsara aseho rehefa misy évènement aty aminay, merci amin'ny ilay valiny o
Par loulou kotchi il y a 4 ans
Mifalia fa malagasy e!antsika roa lay e!
Mifalia fa malagasy e!antsika leroa
Miravoa fa gasy e!Antsika lahaby e!
mifalia fa gasy e!Zalahy

Miravoa fa malagasy e!atsiah
miravoa fa malagasy e!anao rakia e!!
Mifalia fa gasy e!
anao jako o!
Mifalia fa gasy e!lie e!

Lava raha hitanantara ny ratsy sy ny tsara fa io i Gasikara
ny anaranao tsy miova fa io no efa lova
K’ataovy soa
Misy anefa ambadika any reo zay tsy mba manantany
tsy anao anefa izany
Ino koa raha ilainao

manana ianao oia
Gasikara ny anao oia
Malagasy ny anaranao
Io nomenjanahary anao
Enao malagasy ianao oia
D inono koa?
Iza no havandreo a
Ary aiza ny fiavin-dretsy atsiah

Misaora Zanahary e!fa gasy ny boto o!
Misaora Zanahary e!fa gasy Rakoto o!
Misaora Zanahary e!Anao zao
Misaora Zanahary e!fa gasy e!!!

réf.....
Par tinifata il y a 5 ans
merci gasy manja be et fiere de l etre
Par ranomenjanahary il y a 5 ans
on sac vid pa ka kimbé...misoatra be veloma efa taona firifiry aiza ve belomanga
Par pierre yves louis il y a 6 ans
Gasy? Zahay zany eh! Anay zany! Gasy ka manja eh!
Voir plus de commentaires