Marion feat spear o'mic & fitia "foiko ho anao"

Reposter
rawestern

par rawestern

766
17 797 vues

20 commentaires

Alex Rama
Indraindray toa tsy mba tsapako
Ny halehiben' ilay fitiavanao
Toa lasa fahazarana ny mitady anao mba hitantana ahy
Iriko anefa hatram'izao tsiky no hameno ilay endrikao
Hasambarako izany ka tsy tokony atao kilalao
Any ho any mba anjarako ny hilaza aminao
Tsapako any izay izay no hambara aminao lazaiko tsotra amin'izao

Refrain
Foiko ho anao izay sitrakao
Azoko atao foko manontolo ho anao
Fa fitia tsy vazivazy omeko anao tsy sangisangy
Foiko mba ho anao irery any
Zay rehetra ao anatiko ao
Omeko anao foiko manontolo anao
Fa fitia tsy vazivazy omeko anao tsy sangisangy
Foiko mba ho anao irery any
Ilay fitia rehetra izay nomeko anao
Fitiavana madio tsy mba natao kilalao
Inoako fa tsy ho faty fotsiny amin'izao
Na niova izay rehetra efa natao
Iriko foana mba ho tsiky ihany
Ny ameno indray ilay endrikao
Fa ianao irery ihany
No iriko mba hahatsapa izany
Par Alex RamaIl y a 5 ans
pupuce
aoka marina letsy klé!!! masaka e!!!!
Par pupuceIl y a 7 ans
love
omfg i like!!!!i miss dago!!!
Par loveIl y a 7 ans
Yvette Andriantsoly Michou
NEYO OR CHRIS BROWN SING A LIKE GOOD JOB YO.
veea mark
iza mahafatatra le zazavavy ? milay bbe le feo !! fitia
Par veea markIl y a 7 ans
Voir plus de commentaires