Advertising Console

    Fo Torotoro - Tarika ny Ainga

    Repost
    Masombahiny

    by Masombahiny

    243
    22 509 views

    13 comments

    harris randria
    Tsara de tsara , vaina be ny masonay! :)
    By harris randria7 years ago
    Mampionona Rakotoarison
    Misaotra an! mibaboka re Tompo o!
    mimi-smile
    mahatorotoro fo mitsy le hira. Ngolingoly avoko ny fanahy sy ny fo sady mahatsiaro an'i dago mitsy. Ndriiiiiiiiiii ra mba tany dago mantsy zao an!!!!!!!!!!
    By mimi-smile7 years ago
    ravaomaria
    manainga fanahy...
    tsara!
    By ravaomaria7 years ago
    GIRARD Adeline
    Raha misaraka amiko ianareo tsy mahefa na inona na inona hoy JESOA, koa misaotra OM GUY fa sady mitory ny fitiavan'i KRISTY isika no mikalo hoan'ny vahoaka eeeeeeeee
    By GIRARD Adeline8 years ago
    Show more comments