Vetson'androy tiako ianao

rawestern

par rawestern

750
17 790 vues
  • Infos
  • Exporter
  • Ajouter à
  • Playlists
Il n'y a pas encore de description.

13 commentaires

veloma re agny ambositra agny t@ androny sôvaly de bois ny ra-papa ha ha ha,
Par marie helene gervaiseau il y a 5 ans
Hiombom-pitia aminao aho raha toa ka sitrakao
Hisedra sy hamakivaky izao fiainana izao
Raha toa ka ianao no mitantana ny diako
Ho sambatra tokoa ny tokantranoko
Ny fahoriana ho zary hafaliana
Ho tsiniko ve ra toa manambara
Ny fikasako anao mba ho anjara
Izany no faniriako, tsy afaka an-tsaiko ny endrikao
Mamiko eny tiako ho ahy ho doria

Ireo zanatsika rehetra rahatrizay
Mbola hanamafy ny fitiavantsika indray
Ianao sy izy ireo no ravaky ny tokantranoko
Ho saribakoliko, ho filalaovako
Hanafaka tokoa ny sorisoriko

Izany hafaliako raha tanterak’izany
Tsy hisy iriako intsony eto an-tany
Ho tonga lafatra ny hasambarana satria ianao
Ilay nofidiako sy efa tiako hiaraka amiko
Par rafno95 il y a 5 ans
Eny e !!!!!!!!!!!
Par cludegeorges il y a 5 ans
Manja....ilay hira!
Mandrapihaona ra-Faly
Par veromanitra il y a 5 ans
c mignon
Par rado ramiandrisoa il y a 6 ans
Voir plus de commentaires