ANTSA AN'I KRISTY - Esory

Razanampano
126
3 755 vues
  • Infos
  • Exporter
  • Ajouter à
Il n'y a pas encore de description.

5 commentaires

Ray malala ô, esory, ‘reto alahelo mitambesatra
Ato am-poko ato fa tsy omby, esory fa mila handreraka
Tsy alahelo ihany no mitoetra ao, fa Ianao sy ny fitiavanao
Esory izay rehetra tsy avy taminao Ray ô,
(esorinao Ray ô,esory ao)Duo

Aiza i Jeso, handio ahy ; aiza i Jeso ô ! hanafaka ahy Aiza i Jeso hiaro ahy ; aiza i Jeso hampiadana ahy.

Ray malala ô ! omeo, omeo fo madio mangarana
Sy toetra tsara hanaovako ny asanao ;
Ho mendrika tokoa ny Anaranao
Fa raha mamafy koa
ny teninao,
dia mila fo
madio sy vaovao
Mba hananako
ny toetra tsara hatrany anao
(Diovinao Ray ô, diovy koa) Duo

in-2: aiza i Jeso… + musique

Aiza i Jeso hiaro ahy, aiza i Jeso hampiadana ahy.
Na na na na nana oouuu
Par tinifata il y a 4 ans
Tsara.
Par Ybmidnam il y a 5 ans
Misaotra betsaka.tena kanto.
Mankasitraka .
Sylvestre
Par sylvoalias il y a 6 ans
voyez cette video
Par gilabi il y a 7 ans
voyez cette video
Par gilabi il y a 7 ans