Duration: 04:48Recorded: 15 October 2007Location:France
customize player...
Would you like to comment? Create a free account!
Choose a username:
(Already a member? Log in!)
5 months ago by radrema on gasy,Aoreno mafy tsara
Mba manotany tena ve enao maheno zany hira zany, mba mijery ny fijaliany jesosy teo @ hazo fijaliana ve enao? izay maty noho izaho sy enao
tadidio mandrakariva zany fitiavany zany ary hapitombo bebe kokoa ny finoatsika ny fijerevana zany isanandro
voted: 
Tena kanto sy mampiova fo .Mankasitraka. Misaotra spike75013.
Mahereza mitory ny teny masina @ alalan'ny hira.
Misaotra. 10* sylvestre
8 months ago by tsikii on gasy,Aoreno mafy tsara
iriako loatra Jeso ny ho tahaka anao, fa ny hivadika dia sanatria.....fa izao tontolo izao tsy mahavonjy ny fanahy sy ny fo izay milonjy..
8 months ago by tsikii on gasy,Aoreno mafy tsara
mampietsipo be ...
8 months ago by rijaj9 on gasy,Aoreno mafy tsara
tena mampietsi po zany hira zany ah !
aoreno mafy tokoa ny finoantsika fa tsinontsinona isika raha misaraka amin'ny ray tsika zay any andanitra
ianao tokoa Jeso tsy miova, omaly anio mandrakizay doria;
raterezy
9 months ago by mananah on gasy,Aoreno mafy tsara
mirary soa ho antsika aty an-tany lavitra é!!
voted: 
Marina mihitsy zany e! ... misaotra indrindra nampahatsiahy fa tsy miova tokoa Jesoa!
9 months ago by mananah on gasy,Aoreno mafy tsara
Misaotra @ lé hira mahafinaritra b é!!
rehefa aty antany lavitra ty tokoa anie tsis azo atsoina e
d aleo miorina mafy d manantena e
msotra masombahiny a!
ça aide beaucoup
a
d
v
e
r
t
i
s
i
n
g
spike75013
posted 10 months agoFrance
offline
47 vid.|10 fans|3 friends
rate this video :