Misaotra Anao Zahay - Ndriana Ramamonjy

Masombahiny
230
15 773 views
  • About
  • Export
  • Add to
No description has been posted yet

17 comments

Misolo tena ny an'i Ndriana RAMAMONJY sy ny tarika iray manontolo aho, te hisaotra an'Andriamanitra noho ny talenta nomeny ny tsirairay ka nahafahana nanao fiderana niaraka. Misaotra indrindra ihany koa amin'ny fampaherezana ataonareo tsirairay teto. Mbola hitohy hatrany an-danitra anie ny fiarahantsika midera an'i Jesosy Kristy Tompo sy Mpamonjy antsika. Michou. TARIKA Ndriana RAMAMONJY
By Michou Anjara 5 years ago
Tsara Andriamanitra,mahaiza mankasiraka azy
By RAOELIJAONA Lantonisaina 5 years ago
misaora amin'ny zavatra rehetra fa izany no sitrapon'Andriamnitra ao amin'i Kristy Jesosy
By Nenibe 6 years ago
ndriiiiii,tsara loatra e!
Hafa ihany ny hiran'i Ndriana Ramamonjy e!
Manankarena amin'ny tononkira!
Misaotra e!
By XBAD 6 years ago
tia ahy Jesosy
By misounay 6 years ago
Show more comments