Mihoatra lavitra - Tarika Christophe Ratrema

Masombahiny

by Masombahiny

235
8 816 views

8 comments

mitarika antsika hahatoky sy hino hatraminy farany amin'ny zavatra rehetra. fa tsy foin'ny tompo isika. Misaotra anao Masombahiny fa tena voky tokoa ny fanahy maheno ity hira ity. Ho samy tahian'ny Tompo daholo. Mahereza!
By DERAINA 7 years ago
Ten marina izany, fa sarobidy eo imasony tokoa isika
By bunaziua 7 years ago
Azo atokisana tokoa ny teny fikasany ka andao hahatoky bebe kokoa Azy. Misaotra TCR
By Zaniah 7 years ago
misôtra an tcr e, tsara b le hira, miôtra lavitra noho ireny toko tsika e
By fanambaliako 7 years ago
Misaotra betsaka rahalahy fa tena mampahery ilay izy. Aty Europe aho no mankafy ary tena mientana te hidera an'Anriamanitra avy hatrany. Haleloia !!
By Olivier Randrianjaka 8 years ago
Show more comments