Mahaleo - Marovoay

jefra

par jefra

196
12 580 vues
  • Infos
  • Exporter
  • Ajouter à
  • Playlists
Il n'y a pas encore de description.

10 commentaires

mahatsiaro ny fahazazana
Par anie olive il y a 6 ans
Eny é.
Marin'izany ry lerony!
Ny tanindrazana misy anay
Tsy mamokatra tsara intsony.
Mikorontana ny tany,
Miady seza ny mpanao politika.
Ka izay mahazo seza dia mikepok'irery.
Samy manao dan'ny kibony...
ny vahoaka madinika no mihinana ny tsy fihinany....
Ka izay manan-tsira mahay mahandro
Izay manana moyen kosa miala -pa mitsoaka lavitra
miala any Dago.C'est logique.
Plus de 45% ny "inteligence" Malagasy dia mialokaloka any ivelany daholo.
Tsara sy réelle bé le hiran'i Dama fa misaotra.Ca date la fin des années 70.(Il a tout deviné ce mec...bravo!)
merci rajefra.
Par sylvoalias il y a 6 ans
Ary aiza ra Charles le ?
Par Ybmidnam il y a 6 ans
tena marigny é,efa sarotra ny fivelomagna na aiza na aiza
Par mevajoro il y a 6 ans
tsy maintsy miala tanana refa tratry ny fitadiavana,zay le fiainana e!!!
Par gassmanja il y a 6 ans
Voir plus de commentaires