Advertising Console

    POOPY - Mifameno

    Reposter
    Razanampano

    par Razanampano

    125
    7 679 vues

    3 commentaires

    RANDRIAMISAINA
    Avelao aho eto anio hitanisa aminao
    Ny bitsik'io foko io fa misy toy izao
    Nandalo tao ny tadio fa tsy nahafafa anao
    Hay moa io foko efa voatombokao
    Izay tontolonao tsy maintsy misy ahy
    Fa misy banga izay atao raha toa ny iray tsy ao
    Tena iray fa natao hifameno, tsy afa-misaraka
    Izay no efa voasoratra, iray izaho sy ianao
    Dia olombelona izaho ka lehilahy ianao
    Ilay taolan-tehezanao tsy hafa fa izaho
    Ka hira iray izaho sy ianao dia miainga amin'izao
    Hoe feon-kira ianao, izaho no tononao
    Izay tontolonao, tsy maintsy misy ahy
    Fa misy banga izay atao raha toa ny iray tsy ao
    Tena iray, fa natao hifameno tsy afa-misaraka
    Izay no efa voasoratra
    Iray izao sy ianao.
    RAha toa ka tsiky aho, ianao no antony
    Raha toa ka vetsovetso aho,
    Avy eo imolotrao no hipoirako
    Fa izay tontolonao tsy maintsy misy ahy
    Fa misy banga izay atao raha toa ny iray tsy ao
    Fa natao hifameno tsy afa-misaraka
    Par RANDRIAMISAINAIl y a 7 ans
    Maky
    slt je voudrais savoir de quelle année elle date cette chanson stp ?
    Par MakyIl y a 8 ans
    rabenoro
    mba andefaso texte n'y lay hira ha an'izay manana an'io azafady
    Par rabenoroIl y a 8 ans