Eric Manana -Ny ZanakoTry our new player

10233 views | 6 com. | 29 fav.

Ny zanako mantsy ka zanako
Izy no hany fananako
Izy no tompon'ny aiko
Mpadidy sy tena mibaiko

Nilomako rano tsy tiana
Namoizako ireo fifaliana
Niankinako rindrina irery
Fa tsy nilako mpijery

Ny zavatra vitan'ny tanako
Dia nataoko mba ho an'ny zanako
Ka na inona loza mihatra
Ny zanako tsy mba hahantra
Aina avy amin'ny aina
Ka tsy foiko, tsy foiko hiferin'aina.

Razilnah
Channel: Not attributed
Uploaded: 06/22/90
02:57
French
Tags: Eric Manana Zanako Razilnah Malagasy Madagasikara Hira Gasy Dago malgache Kalo Fahiny
Permalink:
Embeddable Player:
customize player...

6 comments

Language :
There are no comments in your language.
advertising