Advertising Console

    FO TOROTORO

    Reposter
    liantsoa67

    par liantsoa67

    11
    13 113 vues

    10 commentaires

    Patie-7
    Misaotra anao nandefa ny hira, sambany aho vao naheno ty hira ary tena resy lahatra satria isika tokoa no maniasia fa Andriamanitra kosa tsy mba mahafoy. Misaotra indrindra e! hotahian'Andriamanitra @ zay rehetra atao ô!
    Par Patie-7Il y a 6 ans
    malgachti
    merci de tout coeur ra tsy domina am hira otranizao manko aho tsy atsapa ivavaka ,misaotra
    Par malgachtiIl y a 7 ans
    jaonaras
    Fo torotoro, ranomasom-pivalozana,
    inty, mibaboka aminao, Tompo ô !
    Satria nania, fa ninia
    Tsy hitoetra eo akaikinao !
    Mba todiho ny indrafonao

    1 Ireny lalana sy fahamarinanao
    Tsy nojereko, fa naleoko dia nikipy ô.

    2 Ny Ray tokoa tsy mahafoy ny zanaka
    Fa izahay no mpaniasia, Ray
    Par jaonarasIl y a 7 ans
    sambasky
    Misoatra betsaka!! milay!! Pense a toi grand-père.^^
    Par sambaskyIl y a 8 ans
    asperge2
    mahatsiaro ny any am-piangonana ! Tsara kosa izay hira izay ê ! Quelle émotion ..... Merci!!!!
    Par asperge2Il y a 8 ans
    Voir plus de commentaires