DADDA-Samy malagasy

Tiaina RABENIRINA
5
1 261 vues
  • Infos
  • Exporter
  • Ajouter à
  • Playlists
Il n'y a pas encore de description.

3 commentaires

marina zany ééééé
Par ramaroson il y a 6 ans
Na izaho mizaka itôgna
Na andreo mizaha irôgna
Fiarahagna, fifankatiavagna
Firaisana migna ny an-tsena rô
Fa tsy hanambigna ny an'ny sasany
Adiady lava

Na samy hafa fari-pihaviagna
Na tsy mitovy foto-pinoana
Samy malagasy arô ka mifankatiava zalahy
Gasy baba, gasy nindry
Mitovy rà, fihodiran-draika
Mifankatiava rogny e
Fa samy tera-tany malagasy

Na koa ka mahatsapa tegna
Fa samy gasy fotom-pisaignana
Filaminana, fifanampiagna,
Fitambarana migna ny an-tsena rô
Fa tsy hanambigna ny an'ny sasany
Mifandrafy lava
Par Mpanamory il y a 7 ans
Misaotra ny mpandefa,mankasitraka fa tena tsara be no sady tena marina mihitsy izany
Par Mpanamory il y a 7 ans