Bodo - Aok'izay

taduckly_

par taduckly_

172
4 104 vues
  • Infos
  • Exporter
  • Ajouter à
Il n'y a pas encore de description.

4 commentaires

Aoka izay ny ngidinao
O! ry vintako tsy tsara
Fa ifonako tokoa
Maty aho fa mitsahara
Midaraboka mianjera
Efa tsy maharin-tena
Asanao raha dia ho sahy
Irony tsindry hazo lena

He 'ty hoditry ny foko
Miepakepaka tsy nahy
Fa voarangotra daholo
Na ny saiko na fanahy
Dian'antsy dia nify
No natentinao ny foko
Dray ! ry vintako malala
Manafotra ahy ny mitoloko

Asanao ry vintako
Maty aho aminao
Asanao tokoa tokoa
Asanao dia asanao
Raha hijery ity toloko
Apololotrako tsy miato
Na ho faly ny hatoriako
Eo am-parafara vato
Par ♫ndr♫in♫ il y a 5 ans
alala, la vieille vidéo !!!
merciii =)
Par Nyandmusik il y a 6 ans
Aoka re ry "Madama B" ah, tsara sy fatratra ty izy! Mbola misaotra an'i taduckly ihany e!
Par Spydee Rajaonah il y a 6 ans
tena ankafiziko io hira io !! misaotra betsaka !!!
Par Tatamo PELLERIN il y a 6 ans