Aina - Nefa ny anay

ratoza

par ratoza

123
2 688 vues
  • Infos
  • Exporter
  • Ajouter à
  • Playlists
Concert Sam'Ho Iray Aina II

7 commentaires

manja ka!Saotra ratoza!!!
Par boutax76 il y a 7 ans
vao nihaino ilay " IZY NISAONA " fa milay koa kah!!!
BRAVO!!!!!
Par dabaloaka il y a 7 ans
d efa miandry ny album vaovao injay zahay e!
milay fa tohizo .
Par dabaloaka il y a 7 ans
fa tiako b koa ianao mianatra tsara sady manana ambitions sy personnalité!!!
Par dagourbanwear1203 il y a 7 ans
takona indraindray, lay masoandronay
misy aloka miserana, mitady hibahan-toerana
malaza hafanana
no zarainy, tsinjarainy,
nefa ny anay
hatsiaka
mamirifiry no toa voatahiry
hampanjakainy
asa rahoviana, rahoviana vao
hioty hazavana
asa rahoviana rahoviana vao
hiova hafanana
mba tsy ho fahoriana,
fihafiana no atobany ao
fa mba voarefy, voafefy sy fiainam-baovao
feno be ny fo
tohina tokoa
mila toa hipoaka sady te hitroatra
nde mba ho aiza moa
ny saina tsy tony
mamadibadika hatrany
fa ny teo no eo
tsy misy izany mba fiovany
tomany ihany
Written and composed by Donat Rasamimanana
Mixed by Daddy Rasamimanana
Par dagourbanwear1203 il y a 7 ans
Voir plus de commentaires