Madagascar : La Crise de 2002 (ARTE)

jefra

par jefra

8
12 175 vues
  • Infos
  • Exporter
  • Ajouter à
Il n'y a pas encore de description.

20 commentaires

Aza manopa ry "petivaliha" fa revenareo V ra dadanareo opaina ôtran'reo eh. Inona mba vitan'i ra8n'là koa? MAP? Lalana? MAP= DSRP de tantely, lalana = continuité de l'état de tantely. Sinon le reste c tou pr tikô. Fandefasana olona any tsiafahy, fanidina radio privé ds toute lè province, famonon'olona et dictateur sanguinaire. C ça votr ra8 de M..., kabary zéro bal, mêm en malgache tsy ao mintsy lé kabary, y a rien d'objectif autr ke minoa ahy ianareo, matokisa ahy ianareo...on è berné tou lè jour par cè discour. Jai jamai vu d'un tel moi. Tu ne pe pa alé ds une vil à madà san entendr k'un tel appartien au groupe tiko. Zao n'inan'ny ama...Ka inona ny blem an'là @ratsiraka, zay mirevy azy, en tou K je préfère lui ke lautr ki tue tou le monde, ki se pren lè aut kom dè C.O.N. C lui le messie, l'hom de Dieu...nimporte koi. Un prézident par acciden. MINOA AHY Elà ra petit valiha fa marina zany. Arenako vetivety ty firenena ty fa aza matahotra, minoa fotsiny...Y EN A
Par joel antony il y a 5 ans
Raha vao frantsay izay no miteny dia ny introduction tsy maintsy ilay fanapepoina foana hoe: un des pays les plus pauvres de la planete
Comme si elle n'avait rien à faire à tout ceci
Par tsotsoko il y a 5 ans
ary tsy mety reraka mihitsy le ratsiraka fa efa ohatr'io t@zany mola ohatr'io h@ zao mba menatra fa efa antitra e!!!,olona efa hitsingona ka mbola mitady ho be ati-doha ihany,mampalahelo le voatavo tsy mifandraka atao pion,jereo ny fintondrana nandritra ny 8 taona tsy mba nisy korontana ohatra ny taloha,hitanareo ve ny miseho @ zao tsy tonga ao an-tsainareo avy hatrany oe mitovy t@taona firy ,ary tonga de azo an-tsaina oe iza no manao toy zany???????
Par ravoalavoson heriniaina il y a 5 ans
Ny vaha-olana ho an'ny vahoaka malagasy no tokony ho tadiavina. Ka inona marina ary io ahaolana io? Mametraha fanontaniana @ tenantsika tsirairay avy dia isika ihany no mamaly azy. Malagasitsara fa tsy Madagasikara!!!!
Par Ranaivoson Andria il y a 5 ans
Tonga D hita fa pro-ravalo lé reportage. Lé hira @reportage aza mapimé B. Mbola ho avy ny andro ilan'là ravalomanta eh. Sady efa tsy crédible ao tanà ntsony elà rapréz fôsika sy forcé (autoproclamé). Enjehinay elà vao miala eo. Na ilefa aiza na aiza. Zato adnro oà an'là fa andro ray anay eh.
Par joel antony il y a 5 ans
Voir plus de commentaires