Antso

pranady

par pranady

9
14 419 vues
  • Infos
  • Exporter
  • Ajouter à
Hira fivavahana

6 commentaires

Tu as raison ma belle..............tu iras loin avec JESUS CHRSIT. LILI
Par GIRARD Adeline il y a 6 ans
Isaky ny mba hiteny aho dia nihaotra,
isaky ny mba hilaza aho dia matahotra,
efa impiry impiry moa fa ankehitriny izao.
Hanolotena ho an'i Jesô mpamonjy aho fa olom-baovao.

Ny andro androany no ilazàko an'i Jesô
fa hanompo Azy aho
ny andro androany no ilazàko an'i Jesô
fa hanaja Azy aho
ka ny andro androany no ilazàko an'i Tompo
fa Izy irery, Izy irery ihany.
Hanolo-tena ho an'i Jesô mpamonjy aho fa olom-baovao.

Jesô! inty aho Jesô...
fa vonona aho
hanolo tena ho Anao,
raiso ity mpanomponao.

Tompo ô! Andriamanitro Ianao
hanaja Anao amin'ny fo sy saina,fanahy
n'aiza n' aiza misy ahy.

Ny androko rehetra atolotro Azy,
ka ny hazavàny no hanjaka.
Tsy hisalasala intsony aho ny hanantona Azy izao.
Hanolo-tena ho an'i Jesô mpamonjy aho fa olom-baovao.
Par Malagasy100% il y a 6 ans
tena tsara mihitsy aky ny hira ndry melky a! gros bisous
Par oceanebodo il y a 7 ans
continue comme ca jadore merci melky
Par emintsoa il y a 7 ans
quel talent! cette fille ira loin. chapeau!
Par faraniaina il y a 7 ans

Plus de vidéos de pranady

Antso