FO MIFANKATIA RAMBAO

Anaitar

par Anaitar

106
23 731 vues
  • Infos
  • Exporter
  • Ajouter à
Hira Malagasy - Fo mifankatia !
Tarika RAMBAO
A ma connaissance cette chanson est sortie vers la fin des années 80 début 90, mais ce clip est réalisé y a pas très longtemps, pas sûr ! Gasy anaitar

9 commentaires

le clip est sorti fin 1995 si mes souvenirs sont bons .
Par haingo il y a 5 ans
tiakoooooooo
Par Johana CHARPENTIER il y a 5 ans
mafy iany refa tratrany fa tsy maavita miira tsony ko!!!!
Par tpukina il y a 6 ans
super
Par malagasy2 il y a 6 ans
Fo mifankatia

Na sarotra aza ny dia
Ka mafy ny manjo
Ny hiran'ny fitia
Ventsoy ao am-po
Na lavitra aza ny aleha
Izao hirako izao
Hanambara hoe
Ny foko lasanao

Fitia saro-bidy tsy zaraina
Atolotro anao sombinaina
Fa na maizina aza ny lalako
Ny hirako hirao, fitiavako

Ny sisa androko moa
Nafoiko ho anao
Nohadinoiko avokoa
Izao rehetra izao
Ry lanitra ô jereo
Arovy re ny dia
Tsinjovy sy ekeo
Fa fo mifankatia

Ny voarin'ny tontolo vao maraina
Handrotsirotsy fo mitaraina
Ka na aiza anie misy anao
Ity ny foko raiso anjakao

Par Anaitar il y a 6 ans
Voir plus de commentaires