FASAKO FAHAROA - JOHARYTry our new player

19634 views | 20 com. | 29 fav.

Hira gasy - Fasako faharoa - Gothlieb - Mahery - Luc - JOHARY
Channel: Music
Uploaded: 06/02/07
03:24
French
Tags: gasy malagasy hira antananarivo tana mada dago madagasikara gothlieb luc mahery vazo kalo johary mozika
Permalink:
Embeddable Player:
customize player...

20 comments

Language :
eng
1 year ago by ovalie38
Eh ! Tena lasa embona tokoa ireo roy e. Fantatro fa mifanakalo taratasy izy sy i Lamartine. Fa ity hiran'i Barijaona no tena mampanainga fanahy aho. Hoy aho hoe : "c'est vraiment le plus beau lac naturel de France".
eng
1 year ago by ovalie38
Fanontaniana fotsiny ny ahy. Iza aminareo moa no nahalala an'i Gaston RAMAROKOTO ? Heveriko fa vitsy. Hotantaraiko anareo ny tantarany ? (lol). Non. Ce serait une trop longue histoire. N'empêche que c'était réellement mon animateur préféré sur Radio Madagascar et il le restera toujours. J'ai découvert son émission dans les années '73. Dans ces années là, il avait une émission d'une heure ; vers 14H me semble-t-il. Il t'envoyait des 78T à tire larigot. Génial, trop top. Avec sa voix grave ! Laisse-tomber.
eng
1 year ago by ovalie38
Moa ve azoko atao ihaly ianareo ? Eny, satria t@ ny "génération"-ko tsy nisy loatra ny zatovo te hi-hira hira lafatra tahaka izany. Marina fa teo i Mahaleo fa ny hiranareo leitsy hoy i Gaston Ramarokoto (Radio M/car) : "Tsy tonta ny ela." Misaotra leitsy an.
eng
2 years ago by Njakalahy
voted:
Ny foko fasanako...! Ialahy ry Gothlieb hoa manapatsinay na mody tsy mihomehy aza. Manja letsy e!
eng
2 years ago by felizsiempre
mampietsi-po lay hira ka.
eng
2 years ago by felizsiempre
misaotra anao
advertising