Advertising Console

    NY AINGA : fanantenana

    Reposter
    Le Grand F. 331

    par Le Grand F. 331

    35
    5 495 vues

    4 commentaires

    Pauline Randrianaly
    tsy vitan ny hoe hiraihany fa miaraka amin ny tonony misaotra mpandefa e!
    Par Pauline RandrianalyIl y a 5 ans
    tinifata
    Fanantenana (Ny Ainga)

    Tsy hoe tsy fitia no nanainga anay
    Hamoy ireo tiana sy ny hafaliana an-tany
    Tsarovy fa misy ny avo noho ireo
    Dia ilay zato heny ety sy ny any am-paradisa

    Tozoy hatrany ny lalanao
    Mba ho zary hafaliana ooooo an an an
    Lanjao ny fijaliana
    Iareto am-pifaliana
    Hanosika hatrany ny vavaka atao
    Tsy tsapan’ireo mihevitra fa adala o
    Ireo manantena ny hasambarana

    Tsy hoe tsy fitia no nanainga anay
    Hamoy ireo tiana sy ny hafaliana an-tany
    Tsarovy fa misy ny avo noho ireo
    Dia ilay zato heny ety sy ny any am-paradisa

    Ho feno hafaliana fiadanana hatrany
    Ny aizina ho zary hazava ooo an an an
    Hanjary lohataona ny andro ririnina
    Sikino hatrany ny fanantenana
    Tsy tsapan’ireo mihevitra fa adala o
    Ireo manantena ny hasambarana
    Tsy tsapan’ireo mihevitra fa adala o
    Fa soa hoazy no nahatonga izany

    Ny Ainga
    Par tinifataIl y a 6 ans
    mimikely84
    oay ty nareo e to ............ hihihi mlay e!mpankafy hatram volou katram zao ka ho hatrizay koa ,inn ndray no mivoaka aorin dadazily?
    Par mimikely84Il y a 7 ans
    crazy_princess
    ela a zany no tsy naheno an'io hira io
    mankasitraka eee
    Par crazy_princessIl y a 8 ans