Advertising Console

    samoela - Richard le popman

    Reposter
    rawestern

    par rawestern

    769
    5 296 vues

    15 commentaires

    an na
    le marka valomana io e ! matahotra mitondra madama daholo ny mpiasa rehefa tonga ny fetin'ny orin'asa ...
    Par an naIl y a 6 ans
    NICOL fabio
    fa izy no richard eeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee le popman popman taloha
    Par NICOL fabioIl y a 7 ans
    anjatiana
    misaotra femialarina @ ilay tonon-kira
    Par anjatianaIl y a 7 ans
    pim-lenya
    mrevy samoela hatram farany e
    Par pim-lenyaIl y a 7 ans
    femialarina
    Tsy haiko aloha ny atontanisa e!
    Tsy haiko hoe firy na firy
    Tsy koboko koa ny statistika fa
    Efa bobaka ny be fikafika
    Misy foana ny akama maningana
    Misy foana ny akama mamalana
    Misy foana ny akoholahy fataka fa
    'Lay ari-fony aza efa nitety mpanjaka

    Taranak'andriana Richard
    Andrianan'Imerikasinina
    Andriandahy sady tena kopaka malala fa
    Madamany avokoa ny tanàna
    Niarahany avokoa izay tiany e!
    Azony avokoa izay niriany
    Ny olona jiaby dia nanaja azy fa
    I Richard anie ka fanorolahy
    Par femialarinaIl y a 7 ans
    Voir plus de commentaires