Advertising Console

    Poopy - Ahoana tokoa (Mbola ho tia ve ny foko, ...)

    Reposter
    Tsara Tsara

    par Tsara Tsara

    82
    31 323 vues

    13 commentaires

    eaaneaasi
    ; yieahhh superbe, merci!
    Par eaaneaasiIl y a 5 ans
    diamondra27
    Mbola ho tia ve ny foko raha tsy ho eo intsony ianao ?
    Tsy hitako ho sainina akory ny hitia olon-kafa fa tsy ianao
    Hiova sy mbola hanavao, fitiavana tsy ho anao
    Ka aleoko izaho no ho foana toy izay ianao, ianao

    Izay rehetra naleha niarahana taminao
    Mbola hiverenako ve ho an’olon-kafa indray ?
    Sao lahy ahatsiahy mafy anao ka ampahory ahy ?
    Ka ho maina, hangahiahy aho
    Ka ho maina, hangahiahy aho akia

    Mbola hovitako ve ny hilaza tsy aminao
    Fitiavana be dia be noheveriko ho anao ?
    Sao lany andro ampitahy aho ka hanahirana ahy
    Ka ho maina, hangahiahy aho
    Par diamondra27Il y a 7 ans
    diamondra27
    Mbola ho tia ve ny foko raha tsy ho eo intsony ianao ?
    Tsy hitako ho sainina akory ny hitia olon-kafa fa tsy ianao
    Hiova sy mbola hanavao, fitiavana tsy ho anao
    Ka aleoko izaho no ho foana toy izay ianao, ianao

    Hangitakitaka ve ny doboky ny fo ?
    Hijaly kely ihany koa ve ny ati-fanahiko ?
    Raha olon-kafa tsy ianao no ho eo anilako
    Manahy aho, manahy, manahy mafy aho akia
    Tena mbola manahy, fa hangahiahy satria
    Ho aiko ve ny anadino anao ?

    Mbola ho tia ve ny foko raha tsy ho eo intsony ianao ?
    Tsy hitako ho sainina akory ny hitia olon-kafa fa tsy ianao
    Hiova sy mbola hanavao, fitiavana tsy ho anao
    Ka aleoko izaho no ho foana toy izay ianao, ianao

    Ka aleoko izaho no ho foana toy izay ianao, ianao
    Par diamondra27Il y a 7 ans
    radavimelo
    mbola ho tia tokoa ve ny foko raha tsy ho eo intsony enao? hmmm toa hampalahelo ihany izany ka!
    Misaotra e, tsara tokoa io hiran'i poopy io an
    Par radavimeloIl y a 7 ans
    razafindrakoto
    d ahoana toko mo?merçi poopy a
    Par razafindrakotoIl y a 7 ans
    Voir plus de commentaires