Advertising Console

    Poopy Tiako 100%

    Reposter
    jefra

    par jefra

    196
    18 148 vues

    5 commentaires

    emi raoelison
    Tena Tiko Zato isa-Njato ianao e!!!!!! merci Poopy ( tsy misy ny toa anao )
    Par emi raoelisonIl y a 5 ans
    diamondra27
    Réf:Ny tena tiako aminao, d'ianao
    Tsy misy mihintsy analanà, f'ianao
    Ny endrikao tiako ihany f'anao
    Ny feonao toy izany
    Anao ka tiako
    Ny tena tiako d'ianao, ianao
    Tsy misy mihintsy analanà , f'ianao
    Ny ratsy, tsara aminao, fa anao
    Satria tiako dia tiako ianao
    Ianao no maso ibanjinako
    Ianao
    Ianao no andry iankinako
    Ianao
    Ianao no rivotra iainako
    Ianao mihintsy no fianako
    Ny famindranao mamiko
    Ny tsikinao tena laniko
    Mambabo ahy
    Ianao mihintsy no andrianiko
    Ianao no tokana an-taniko ( ianao)
    Réf:....
    Tsy misy ny toa anao io (2x)
    Fa tena tiako ianao, ianao (x2)
    Na misy ratsy aza ianao
    Dia ianao
    Ka tiako zato isan-jato ianao.
    Par diamondra27Il y a 7 ans
    snipiminou
    une ancienne qui continu encore a nous donné du nouveau plaisir de musik......jennyfromtulear
    Par snipiminouIl y a 8 ans
    tatamo
    hantsiarovako ireo soirée mitapôlaka de Rossy teny antsahamanitra
    Par tatamoIl y a 8 ans
    BAKOLIARISOA Tantelitiana Marjeanne
    tsara be reto zany hira zany a