Soa fa teo Ianao

anlep

par anlep

6
4 612 vues
  • Infos
  • Exporter
  • Ajouter à
Il n'y a pas encore de description.

5 commentaires

mivavao ho an'ny malagasy
Par pierre yves louis il y a 5 ans
Soa fa teo Ianao

Namely mafy ahy ny tafiotra
Ka saika anafotra ahy, nandifotra ahy ny onjan' ny famoizam-po
Dia indro Ianao Jesosy fa nahita ka nampitsotra
Ny sandrinao mba hamonjy ahy (X2)

Refrain:
Soa fa teo Ianao Jesoa malala fialofako
Vatolampiko sy hery ho ahy
Tsy anatahotra ny foko satria
Eo Ianao mpiaro tsy mandao

Ho anao indrindra koa no hirako
Mba hampahery anao raha sendra tojo olana ianao
Omeo an' i Jesoa ny entanao ny ahiahy e!
Ny aretinao ho sitraniny ( X2)

Refrain: Soa fa teo Ianao ...(X2)

Mialy RAKOTOMAMONJY

Par finiavana il y a 6 ans
Fa na mamely aza ny tafiotra dia Jesosy tsy mandao anao.
Mamonjy anao amin ' ny andro sarotra rehetra Izy.
Soa fa teo enao Jesoa. Gloire à Dieu.
Par finiavana il y a 6 ans
Soa tokoa fa teo ianao ry Jesoa!!!
Par kokolo il y a 6 ans
Merci beaucoup pour la vidéo, c'est une des plus belles voix malgache et le talent en plus.
Par rbaillet il y a 6 ans