Advertising Console

    Maso mifanojo - dadah - rija - francia

    Reposter
    rawestern

    par rawestern

    769
    44 615 vues

    18 commentaires

    Lova Ralaiarimalala
    j'aime e
    Par Lova RalaiarimalalaIl y a 6 ans
    n.n. aka neny
    tsssssss tsara e rien à dire! merci
    Par n.n. aka nenyIl y a 7 ans
    Ybmidnam
    Vao injay nifanojo ireto fijery,
    dia tsapako aho fa tojo, fitia tena mahery.
    Toy ny varatra nipoaka, nefa andro tsy misy orana,
    Fa nisafoaka ny foko may toy ny nodorana.
    Ireo hafa nanodidina sy ny vorivory
    Toy zary tandindona, tsy nisy hitako akory
    Nanintona ahy tsy namela, ny masonao no hany tazako
    Toy ny efa ela, izy ireo no nandrasako.

    Fa ianao nitsirika ahy, somary mitsipalotra,
    te hibanjina tsy sahy tsy te hijery maharitra.
    Nifanandrify kosa tsy ela nefa tsapako,
    fa tena tontosa, tiako ianao rahavako.

    Raha toa mba tena izaho ilay voafidy,
    ahitsio ny masonao, ka aza avela hihidy.
    Ny masoko dinihinao, fa ho hitanao tsara,
    fa ianao no tiany, mamy fa anjara.
    Par YbmidnamIl y a 7 ans
    Nadia n/a
    good, good, merci pour ce jolie musique
    Par Nadia n/aIl y a 7 ans
    Ony Malala
    Dadah + francia = super top :)
    Par Ony MalalaIl y a 7 ans
    Voir plus de commentaires