Lavitra - Erick TahianaTry our new player

9844 views | 5 com. | 14 fav.

LAVITRA

LAVITRA TSY HITA
TSY ETO FA ANY AMPITA
IRERY ANY LAVITRY NY AKANY
NY ORA MITANISA
REO LASA EFA VITA
MANGAHY IRERY
IZAHO TSY NITENY

ANY IANAO IZAY
RY TIAKO LAVITRA AHY
RAHA MANINA IANAO
MIVERENA IDRAY

NY LANITRA ETO MANGA
NY ANAO MANORANDAVA
NY FONAO MITEMPO
NY AHY TOA MISENTO
TONGA NY FOTOANA
ISIKA TOA TSY NIHAONA
MITAFA IRERY
FITIA TOA TSIANJERY
Channel: Music
Uploaded: 03/07/07
02:55
French
Tags: Erick Tahiana Malagasy Madagasikara Gasy Dago
Permalink:
Embeddable Player:
customize player...

5 comments

Language :
eng
1 year ago by veromanitra
Tena bogôsy io bandy io fa hitako tany Malakoff tany!
advertising