Savika

2920 views | 11 com. | 8 fav.

Channel: Not attributed
Uploaded: 04/23/05
05:19
French
Permalink:
Embeddable Player:
customize player...

11 comments

Language :
eng
18 months ago by mazdamena
voted:
Mifohaza ny Matooooory!!! Hilalao niany!
Aia re ro toa hoatra tsa misy manao komantera koa!
Ahoana tsa tokony efa hapiena video hafa ndray ve ato Rajefra fa hoatra mangingina izy izany a! Taigny Ambositra agnay t@ pantekoty fa tena tara b vo tonga d zara re nahita! Avy de notapahin i Rossy koa moa ny raha nefa any d vo noatoandro b dieha! T@ 3 de nasainy najanona fa hoa "ombalahy roa hoa tsa miray vala" (zay ro mba teniny). Ary avy d najanondry zalahy tokoa any!!! Taoko nahakamo dieha!! Sady hoatra hoa zay angamba ro efa nifanarahandry zalahy hatrany amboalohany. Nefa ao matetika tsa misy an izany fa ny masoandro maty ro mampalahelo.Retsy ny masoandro ro milentika tsa miaignina zany ny Tologna. Farany nirotsahanay ny vala d tao agnay ro nandihy. Fa nahafinaritra ihany aloha ny ambiansy na izany aza. Mankalaza e! Ramazdamena
eng
26 months ago by mazdamena
voted:
K aia Rasily a,
Eha re agnareo leretsy! Vo ao ihany kay ve?
Afa lehany dieha nama aho tsa nandalo tato fa zany hoa zao hoatra manigna ny agna Tanana dieha de nitsidika kely ato ndray aloha. Hafana ndray mako agny zao ny Zafindraony sy ny bal-ny Zanaka Ampielezana agny fa ho avy indray ity ny Krismasy sy ny Taombaovao. Dia ny Savika Ambala koa agny zao hoa tena efa lasa lamaody @ Fetin ny faran ny Taona fa tsa vitan'ny hoa @ lagnonan-jazalahy sy ny hosy ridagna zany koa. Taoko de hoatra hanidigna ho aho ny taigna sendraika!
Mangitakitaka de mangitakitaka any ny tagnana Rasily se zay mijery azy ato fa zany hoa de ny horaisina ro tsa misy :-)))
Veloma mampamangy agny Roudnice agny ndray ary aloha e.
Mankalaza
Ramazdamena
eng
33 months ago by mazdamena
voted:
Fa mba madity koa nama le boaikely manao kasikety mena mitana anle omby kely ao@ hosy ridagna igny a! Dommage tsa hita tsara ny nandraisany azy (asa mety tara koa angamba d izy efa agnamozony vo nitodika ny kamera). Mahery le omby kely fa de tena miravitra nedala! Ny omby manao fitroatra hoatran io ro tena anisan sarotra tanana:Manainga aloha ny sorony d se ahteo av d iveraignany tatazana @ lohany,d sad manatsaka ab na n tagnany na n tongony afara (izy tsa de avo fitroatra fa zany hoa de miasa aby ny vatany manontolo).Tena fahafinaretana ny mahita bandy mahay mitana omby hoatran iraigny! Mitovy @le mijery an i Ronaldinho na Maradonna mijijy bol ihany io. Aho se manokatra an ty video ty de ign ihany ro tena averimberiko. Fa sady hafa ihany nama ny savika apotaka noho ny savika ambala a! Somary malama, sarotra amaharana, nefa igny mihitsy ro tena izy igny!Sady naky ny omby koa moa e taoko sady tsa de afaka apotaka ro moa koa valak'osy,hany ka mifandanja ihany zany ny lalao.Merci Rajefra
advertising