Advertising Console

    Bemolanga - Extrait du film Mahaleo

    Repost
    Melynga

    par Melynga

    506
    499 vues
    BEMOLANGA de Dadah et Dama. Extrait du film MAHALEO de Paes & Rajaonarivelo, sorti au cinéma en 2005.
    PAROLES EN MALGACHE CI-DESSOUS - ENGLISH LYRICS BELOW

    Ny taona ity miherina
    Asa izay mba hoentiny
    Ahiko mbola hiverina Toy ny tamin'ny taona lasa
    Ny zava-raikeitiny
    Fa ny fanantenana
    Fa tsy misy fihatsarana
    izay mety fihovana
    F'efa zary nofinofy
    Rahoviana no hitranga
    Asa angamba atsy ho atsy
    No ho tonga Bemolanga
    Isika tsy ho lany vatsy
    Rahoviana no hitranga (bis)
    Asa angamba atsy ho atsy
    No ho tonga Bemolanga
    Isika tsy ho lany vatsy
    Teo ny voa nafafy
    taona maro lasa izay
    Hoan'ny zanaka aman-jafy
    Mbola tsy vokatra ihany
    Efa taona firifiry
    No nantenaina hitondra soa
    Ahi-drasty no naniry
    Sy tany maina avokoa
    ***
    A new year is here
    What will it bring?
    Nothing, I fear, but the same old song
    The same old promises
    Hope…
    Hope is fading fast The future is no clearer
    Though we wanted change,
    our dreams are no nearer
    When will he come?
    Soon! we are told
    Bemolanga will arrive
    bring