VOHITRY NY FO (DOX) oldies music Madagascar song Lyrics Kalo Fahiny

  • il y a 11 ans
Oldies but Goodies Kalon'ny Fahiny kanto,nosoratan' i poeta DOX RAZAKANDRAINA(1913-1978),hirain'i Evelyne,namoron'azy i Fredy RAOLIFANANA,samy Malagasy malaza mpanan-talenta ,tsy hay adinoina.Noararaotiko aseho amin'izao fankalazana ny fahazato taona nahaterahan'i Dox izao.Un poème d'amour du poète malagasy Dox Razakandraina connu mondialement et dont on célèbre le 100è anniversaire ;qu'est ce qu'on a soupiré au collège en lisant ses poèmes et quand l'Amour nous arrive ! Atataovy aho ray olona ...Toi,ma Découverte;La Fille du Nord....