Mahaleo - Rafahafahana - extrait du film Mahaleo

Découvrir le nouveau player
Melynga Melynga
259
220 vues
  • Infos
  • Exporter
  • Ajouter à
RAFAHAFAHANA de Dadah, interprété par Fafa. Extrait du film MAHALEO de Paes & Rajaonarivelo, sorti au cinéma en 2005
Cette chanson, Liberté, composée en 1982 est devenu un grand classique à Madagascar

Tiako, tiako ary tena faniriako
raha ialahy no mba namana mety handray ireto tanana.
Indrisy, indrisy toa mitady ny tsy misy
fa ialahy Rafahafahana toa mandà tsy mety ho namana.
Eto aho dia mipitrapitra sy mitsiriritra ny tsy natao ho ahy,
nefa fitia tsy mety ritra, mikiry sy maditra: natokako ho an’ialahy.

Indraindray, indraindray variana aho mijery an’ialahy.
Manatona ireo izay tsy mitady fa miavona anay izay mandadilady.
Inona, inona no anaovan’ialahy ahy tsinontsinona?
Manavaka trano hidirana! Sa ve ialahy mifidy fihodirana?
Izahay aty mijinja ny mafaitra, mitady ny tsy laitra, tsy afaka manoatra,
iandrasanao hitondra takaitra, izay angamba ianao vao taitra;
sao dia efa tara loatra?

Potika, potika, fo sy saina rotidrotika.
Miantomboka ny faharavana, mahery lahy izany figadrana!
Fo

0 commentaire