Izaho sy Ianao - KIADY

DuW1203 ReprèZ£nT
25
8 529 vues
  • Infos
  • Exporter
  • Ajouter à
Il n'y a pas encore de description.

6 commentaires

.. Wow ça me plait!
Par eaaneaasi il y a 4 ans
Ianao irery ihany no antsoiko hoe Tiana, en même temps euh c'est un peu ton nom aussi et pas qu'un peu!, donc antsoiko irery oe lilibota à moi.
tena sambatra hono aho nomen'A/tra anao e.
Par mananasy il y a 6 ans
Mbola hafa ihany ny anilanao
Feno fitia tena mafana akia
Sarotra amiko ny hanadino anao
Na dia lavitra aza indraindray ny elanelana
(...)Tsy andriko ny maraina ahitana anao
Hitantarako indray ilay nofintsika ho iray
Hikalo ao am-poko ao ilay fitia efa voatokana ho anao
N'aiza n'aiza, mba rahoviana?
Ianao irery ihany no antsoiko hoe:"Tiana"
Fa izao tontolo izao zava-poana raha tsy eo ianao
Ny andro ratsy anilanao anjary lohataona
Tena sambatra aho nomen'Andriamanitra anao
F'ianao mahatoky ahy, izaho tsy hanary anao
(...) Izao hita maso izao potika sy foana
Izaho sy Ianao efa niara-tsambatra

MARN LOATRA EEEEEE
Par alakaoshy il y a 6 ans
misotré!!
izaho sy ianao faoné!!!!!!!!!!!!!
Par luvmepopeye il y a 6 ans
okay e! hatolotro ho an'i ry Tarika Valiha: misaotra ry zalah t@ io hira io t@ zany e!
Par Rado57 il y a 7 ans
Voir plus de commentaires