Advertising Console

    Embona - extrait du film mahaleo

    Reposter
    Melynga

    par Melynga

    438
    524 vues
    EMBONA de Dadah, interprété par Bekoto. Extrait du film MAHALEO de Paes & Rajaonarivelo, sorti au cinéma en 2005

    Kely izy roa, de nifankatia
    Hiaraka ho doria doria
    Ranomasina ary lanitra
    Nanao ho voady hifanambady
    Ny anjara tsy mahaleo ny sitrapoa
    Tsy tafiaraka kory izy roa
    Fa nisampana ilay lalana
    Indray nanantsimo, indray nanavaratra
    Embona, Embona no sisa tavela ao am po
    Embona an olondroa
    Raopolo taona indray hariva izay
    Taomasina nanorana tamin’izay
    Nifanonjo tokoa ny lalan’izy roa
    Nisy ny antso, nisy ny sento
    Hoy ilay vavy firy ny zanakao
    Ny ahy Miora tony anaranao
    Ny ahy Lova hoy ilay lahy
    Atraminy izay tsy nanadino anao
    Embona, Embona no sisa tavela ao am po
    Embona, Embona an olondroa

    ***

    So very young, they loved each other
    Swore their love would last forever
    Before the sea, before the sky,
    they vowed to marry
    But fate now sped to break their oath
    They parted both
    Each followed a separate path
    One to the North, One to the South
    Remembering, was all they had left in their