Tsy harena

Andrianaivo
18
1 297 vues
  • Infos
  • Exporter
  • Ajouter à
  • Playlists
un petit délire en guitare avec une toute petite voix

12 commentaires

Asio daina kely fa mihisatra be fa tsy mbola mamific aloha e!
Par veromanitra Il y a 5 ans
continue c jolie
Par Alex Jacottin Il y a 8 ans
NICE!Continue...
Par A. Il y a 8 ans
sympa!
Par gasy49 Il y a 8 ans
A la demande de davidf: les paroles

tsy ny fananao harena no hampiova ny fitiavako
Ka na misy na tsy misy volamena
ianao no mba hany firavako

Ity foko efa tery
Feno fiatiavana anao
Nahoana e no dai avela irery
moa va tsy mendrika anao?

Na ny masoandro aza aky e!
tsy mamiratra noho ianao
maizimaizina ny aty e
raha toa ka ilaozanao!

feno rahona ny lanitra
rava ny faniriako
naleonao nangarika
toy izay nanatrika ny hakiviako
lasa ianao toy ny andro ririnina
nitondra hatsiaka sy taratra.

izaho kosa 'tomany toa zaza nariana
irery tratra andro fahavaratra.

Tsy ny elanelan-tany
no hanova izato foko
eny na lavitra ihany
ianao no tsarovako.
Par Andrianaivo Il y a 8 ans
Voir plus de commentaires