Duration: 04:39Recorded: 06 January 2007Location: Madagascar
customize player...
Would you like to comment? Create a free account!
Choose a username:
(Already a member? Log in!)
voted: 
super j'adores ,rawestern y a t'il un moyen de te contacter?
agny avaolahy mena be zay, jangobo azy tegna tiky, misaotra gny nanome hira aloha, misaotra an besa sy lôla
voted: 
Spécial pour andorampanana..Je vais essayer de te transmettre le texte de cette belle chanson de ma région natale,on l'a bcp chanté(tant de fois en mourir) quand j'étais petit ....De rien ...avec plaisir.
Jangobo
Vao misy olona tonga
avy any atsimo atsimo andrefana
izy no tamy mitsena
ary miresaka hoe:
"Oh lay e! avy taiza ianao?
Belolo ve efa mba hitanao?
Lay e!lay e!
Tiko anie izy zay!
Iaho jangobo any aminay..."!
voted: 
2/-Tsy mbola hitako akory
ity Belolo lazainao ity
tao Miadrivazo aho omaly
tao Morondava aho anink'eo
"O lay e!
tena longoko ianao
Belolo anie ka tsy lavitr'avy ao
Lay e!lay e!
Tiko anie izy zay
Iaho jangobo any aminay
voted: 
3/-Vao nisy olona hiainga
ho any atsimo-tsimo andrefana
Izy manatitra foana
sady manafatra hoe:
"O lay e! veloma any aminay
raha mandalo an'i Belolo ianao!
Lay e!lay e! tiko anie izy zay!
Ndrao jangobo any aminay."...!
Mahazahoa fahafinaretana.
Sylvestre. ...
4 months ago by hajamg on BESSA & LOLA - JANGOMBO
misaotra eee!!!
voted: 
Misy manana ny tonony ve o
voted: 
Misaotra tompoko. Mba andefaso ny tonony anie raha misy manana e! mail.
9 months ago by RADASY on BESSA & LOLA - JANGOMBO
Misaotra RaWestern manome hira sy video
Mankalaza ê
Trimobe
9 months ago by kidabo on BESSA & LOLA - JANGOMBO
voted: 
LA NIJANGOBO LOATSE KOAHY ZAHO NAHARE AN'ITOY HIRA TOY! Angne avao koahy MENABE zay! Be tanimena, Be la pousiera fe le maha mané.
a
d
v
e
r
t
i
s
i
n
g
rawestern
posted 20 months agoFrance
offline
583 vid.|433 fans|144 friends
rate this video :