hirahira no tiako ho fiainana
hanalana ny olam-piainana hirahira no tena namana hafaliana tsy tia hisaraka dia ampiako mozika iny hira iny eh hankafizin'ny gasy ny vahiny dia ampiako mozika iny hira iny eh mamiko loatra aza tsiny
hirahira no tena fialam-boly rehefa reraka avy any an-tsekoly hirahira no tena lafatra rehefa tonga ny fialan-tsasatra
mozika tsy misaraka am hirahira izy eh
mozika henika fanahy
dia ampiako mozika iny hira iny eh hankafizin'ny gasy ny vahiny dia ampiako mozika iny hira iny eh mamiko loatra aza tsiny
Written and composed by Donat Rasamimanana Mixed by Daddy Rasamimanana
misaotra an aina cook manandratra avo ny "MOZIKA" malagasy eeehhh! tongava am ambony indrindra aaannn! fan b angaha rawestern? aina cook kosa aloha milay b sur ts les plans!!!
2 comments
hanalana ny olam-piainana
hirahira no tena namana
hafaliana tsy tia hisaraka
dia ampiako mozika iny hira iny eh
hankafizin'ny gasy ny vahiny
dia ampiako mozika iny hira iny eh
mamiko loatra aza tsiny
hirahira no tena fialam-boly
rehefa reraka avy any an-tsekoly
hirahira no tena lafatra
rehefa tonga ny fialan-tsasatra
mozika tsy misaraka am hirahira izy eh
mozika henika fanahy
dia ampiako mozika iny hira iny eh
hankafizin'ny gasy ny vahiny
dia ampiako mozika iny hira iny eh
mamiko loatra aza tsiny
Written and composed by Donat Rasamimanana
Mixed by Daddy Rasamimanana