slt à ts!!! meilleurs voeux de prospérité, de réussité, de longévité et de santé pour 2008. L'année nouvelle commence bien pour la miss AINA COOK qui est nominée trois fois pour les RDJ MOZIKA AWARDS 2008:
- en lice pour la meilleure voix féminine
- mozika rock dans TSY HO NOFY
- mozika milamina dans IZY NISAONA
et pr MELKY, nominée meilleure voix féminine, mozika dance dns FAUT PAS COMPLIQUER LA VIE, mozika duo/groupe avec FIRMIN MBOLA TIA, mozika fiderana ANTSO. bonne chance à vs!!! Nous vs soutenons.
ny volana aza hotakariko
ny ranomasina hitariko
ny alahelo ho tonga mozika
entiko hampiray antsika
anilanao za tsisy ahiahy
DUW ho anao, DUW ho ahy
raha tany koa ny tany
baby aza tomany
raha teny koa ny teny
averiko ombieny
za tsy ho lany inspi
hampifaliana an-dry
DUW is you
DUW is me
Lyrics by DUW1203
Composed by Donat Rasamimanana
Mixed by Daddy Rasamimanana
na tsy hisokatra ny vavako
ianao hahalala izay hambarako
ny masoko hampita azy
sanatria vazivazy
f'izaho sy ianao hanala azy!
code anankiray zay
no hampiray antsik'indray
code iray zay fantatrao
DUW anà, DUW anao
DIP DIP
sôma mafana ny aty,
dago in the party
DIP DIP
atombohy ny fety
samy manao zay mety
DUW beat
hanafana indray ny hit
DUW in the party
DIP
9 comments
- en lice pour la meilleure voix féminine
- mozika rock dans TSY HO NOFY
- mozika milamina dans IZY NISAONA
et pr MELKY, nominée meilleure voix féminine, mozika dance dns FAUT PAS COMPLIQUER LA VIE, mozika duo/groupe avec FIRMIN MBOLA TIA, mozika fiderana ANTSO. bonne chance à vs!!! Nous vs soutenons.
ny ranomasina hitariko
ny alahelo ho tonga mozika
entiko hampiray antsika
anilanao za tsisy ahiahy
DUW ho anao, DUW ho ahy
raha tany koa ny tany
baby aza tomany
raha teny koa ny teny
averiko ombieny
za tsy ho lany inspi
hampifaliana an-dry
DUW is you
DUW is me
Lyrics by DUW1203
Composed by Donat Rasamimanana
Mixed by Daddy Rasamimanana
ianao hahalala izay hambarako
ny masoko hampita azy
sanatria vazivazy
f'izaho sy ianao hanala azy!
code anankiray zay
no hampiray antsik'indray
code iray zay fantatrao
DUW anà, DUW anao
DIP DIP
sôma mafana ny aty,
dago in the party
DIP DIP
atombohy ny fety
samy manao zay mety
DUW beat
hanafana indray ny hit
DUW in the party
DIP