Aina cook - tsy ho nofy

From rawestern
4510 views, 9 favorites, 4 ratings
Channel: Not attributed
Uploaded: 09/27/07
04:44
French
Permalink:
Embeddable Player:
customize player...

7 comments

Language :
eng
21 months ago by ramamps
she looks like an Indonesian lol. but anyway she should start her career now in english here in the philippines people wants to know her. BUT PERFECT.
eng
22 months ago by dagourbanwear
voted:
te-hanonofy aho
tontolo tsisy herisetra
fahatoniana tsy hanampetra
tsisy havakavaka
hifandray ny tanana
fo iray ihany no ho eto
hiara-hiaina hiara-hitepo
mbola hanonofy aho
ny lainga tsy hisy intsony
ny fo mafana dia ho tony
ny marina no hanjaka
hampahery sy hampitraka
ka ny hitsiny sy ny rariny
izy ireo no tompon-daka
raha misy andro iray
tsy mampety izay atao
toloko sy talaho
meteza hanonofy toa ahy
fiainana feno hasambarana
hafaliana tsy hifarana
na koa fahoriana
vizana ny fanahy
misalasala miahiahy
meteza hanonofy toa ahy
alina feno hazavana
hatsiaka feno hafanana
eng
22 months ago by dagourbanwear
voted:
nanonofy aho
fa foana ny adiady sy ny tomany
izay mandrotika ny tany
izao tontolo izao miray hina
tsy hisy intsony fijaliana
hery maro no mitambatra
feo iray no asandratra
nanonofy aho
fa foana koa ny mosary
ireo zaza izay nijaly
ravo falifaly
foana ny hanoanana
ireo kambotsy sy tsy nanana
hisy hanome tanana
raha misy andro iray
tsy mampety izay atao
toloko sy talaho
meteza hanonofy toa ahy
fiainana ho feno hasambarana
hafaliana tsy hifarana
na koa fahoriana
vizana ny fanahy
misalasala miahiahy
meteza hanonofy toa ahy
alina feno hazavana
hatsiaka feno hafanana
eng
22 months ago by dagourbanwear
voted:
original ndray iny scénario iny. manan-talenta daholo ny malagasy ka!!! rahoviana ny 2è album sy concert d promo aina cook? mazotoa daholo.
advertising