Lalovanao - Benny Tselonina Bebe

From razfin
5754 views, 20 favorites, 11 ratings
Lalovanao 'lay tanananay
Vohitra iray, ny tary sy akama miombom-pitia

Ref: Tinay o - tinay o ianao raha mba eo
Tinay o - tinay o, mipetrapetraha.

Raondraonanao ny andian-tantely
Higoka ireo mamy sy ireo voninkazo 'zay natolony anao.

Miantsoantso anao ikala Tôtôkafo
Tôtôka tatsy, tôtôka tetsy, nefa tsisy namaly.
Channel: Music
Uploaded: 08/09/07
04:04
French
Permalink:
Embeddable Player:
customize player...

9 comments

Language :
eng
24 months ago by felizsiempre
tsra lay hira..misaotra anao
advertising