slt à ts!!! meilleurs voeux de prospérité, de réussité, de longévité et de santé pour 2008. L'année nouvelle commence bien pour la miss AINA COOK qui est nominée trois fois pour les RDJ MOZIKA AWARDS 2008 (événement promu par une station branchée 96.6 de Tana):
- en lice pour la meilleure voix féminine
- mozika rock dans TSY HO NOFY
- mozika milamina dans IZY NISAONA
et pr TOVOJHAY, mozika milamina dns FIHINTANANAO. bonne chance à vs!!! Nous vs soutenons.
am-pelantananao
ny ho avy, eny ry aiko
ny anaranao hajaiko
finidy silak'aina
f'efa babo tokoa
henika ny fo
eo an-tratranao eo
no mahamety ahy
eo no misy hafanana
hiaro ahy
ho ahy sy ho anao
fiaraha-matotra, tsy miova intsony
ilay fitia madio no tompoiny
efa niaraha-nizara, eny anjara
ny ao am-po hanambara
f'efa babo tokoa
fefika ny fo
eo anilanao eo no mahatsara ahy
eo no tsisy ahiahy ny fanahy
'zay rehetra ahy dia hafoiko mba
Written and composed by Donat Rasamimanana
Mixed by Daddy Rasamimanana
un très beau duo par de talentueux chanteurs!!! merci d porter si haut le flambeau de la musique malgache eeehhh bonne continuation à ts les 2. A qnd une nvlle collaboration???
9 comments
- en lice pour la meilleure voix féminine
- mozika rock dans TSY HO NOFY
- mozika milamina dans IZY NISAONA
et pr TOVOJHAY, mozika milamina dns FIHINTANANAO. bonne chance à vs!!! Nous vs soutenons.
ny ho avy, eny ry aiko
ny anaranao hajaiko
finidy silak'aina
f'efa babo tokoa
henika ny fo
eo an-tratranao eo
no mahamety ahy
eo no misy hafanana
hiaro ahy
ho ahy sy ho anao
fiaraha-matotra, tsy miova intsony
ilay fitia madio no tompoiny
efa niaraha-nizara, eny anjara
ny ao am-po hanambara
f'efa babo tokoa
fefika ny fo
eo anilanao eo no mahatsara ahy
eo no tsisy ahiahy ny fanahy
'zay rehetra ahy dia hafoiko mba
Written and composed by Donat Rasamimanana
Mixed by Daddy Rasamimanana