arahabaina AINA COOK nahazo trophée MEILLEUR CLIP 2007 tao am RTA AWARDS eeehhhhh dia tohizo foana fa mahafinaritra be ny zavatra ataonao. Dia miarahaba an RADO ANDRIAMANISA sy SYNKROPROD fa matihanina tanteraka ny vokatra omenareo.
sarotra ny hanadino
nefa mora ny mino
efa nisava
ny alahelo nandalo dia efa rava
fitia tsy hiserana
ho feno fandeferana
no hisolo ny toeranao
hiara-hanorim-piainam-baovao
averiko ilay nindramiko, tsy ho neniko
angamba tsy ho tsiniko
ka ho tena namana, ho tolorin-tanana
no antenaiko
hizarako hafaliana, sy ho tena tiana
tsy hahasaraka ahy
fitia tsisy ahiahy, ho tia ahy
21 comments
nefa mora ny mino
efa nisava
ny alahelo nandalo dia efa rava
fitia tsy hiserana
ho feno fandeferana
no hisolo ny toeranao
hiara-hanorim-piainam-baovao
averiko ilay nindramiko, tsy ho neniko
angamba tsy ho tsiniko
ka ho tena namana, ho tolorin-tanana
no antenaiko
hizarako hafaliana, sy ho tena tiana
tsy hahasaraka ahy
fitia tsisy ahiahy, ho tia ahy
izaho sy ianao nifankatia tokoa
izao ilay iray lasa roa
fa efa miova fo
ireo sangisangy
ireo hanihany
ireo teny mamy
dia nanjary niova ho tomany
averiko ilay nindramiko, tsy ho neniko
angamba tsy ho tsiniko
izay niainantsika roa
avelao tsy hifoha
ny hirako no hiraiko
hanadinoiko
ilay natao tsy hifarana
hasambarana
iza moa no nanam-po
izay niainantsika roa
avelao tsy hifoha
ny hirako no hiraiko
hanadinoiko
ilay natao tsy hifarana
hasambarana
iza moa no nanampo
ho tantara taloha