1l - Krismasy - NoelyPlaylist created by Masombahiny | 47 videosSee more playlists »
List options
Export
Player mode on | off
Grid
List
Andro hafa - Krismasy Ankizy Washington DC 2009
Andro hafa noho ireo efa niainanao Ilay fotoana iavian’ny Mpamonjy ety HO sahy hiandrandra hibanjina ny lanitra Sa hiondrika hiery ilay fijeriny ? Ireo famantarana efa tsapanao ve ? Manambara tokoa fa ho avy izy izao Avelao izay rehetra misakana anao Tsy hahavonona anao anio Fiv (in-2) Saino re raha mandre ireo teny manambara hoe Efa akaiky izy izao Miomana ianao Mendrika ve ny toetranao ?