50 ans fpmaam
List options
Export
Player mode on | off
Grid
List
Watch later
03:09
HIRA02 - Mitoera amin'i Jehovah
Mitoera ao amin’I Jehovah Maharitra amin’ny finoana ny fitiavanao Ny zanakao izay mahatoky Anao Hihoby ary hankalaza ny Anaranao Satria Ray fiarovana ahy Ianao Matokia an’I Jehovah Izy no iankinanao Fa tsy ho foiny olony mpanaraka Azy Mitoera amin’I Jehovah Izy hanome Anao Fifaliana, fiadanana ary fihononana. Koa handeha hisaotra an’I Jehovah Tompo noho ny famindrampony Tsy namely ny olona tamin’ny otany Na dia lavo aza izy, dia mbola tafarina ihany Fa Jehovah mitantana azy
Watch later
11:46
Historique fpma Aix Marseille
Quelques événements qui se sont passés dans notre église en 50 ans d'existence : première partie
Watch later
15:32
Historique fpma Aix Marseille - partie 2
Quelques moments de 50 ans d'histoire de la fpma Aix Marseille. 2ème partie