FOU HEHY
List options
Export
Player mode on | off
Grid
List
Rafilomena - efa ela aho no...fou hehy
ho fahatsiarovana an'i Rakotoarimanana Zafihita; Rafilomena na Ravirigôzy no tena ahafantarantsika azy. Nodimandry ny zoma lasa teo raha nivahiny 45 taona teto an-tany.ary alevina anio alarobia any Ambohitrimanjaka. fantadaza @ kabary koa izy ary indrindra eo @ fandaharana fou hehy isankariva. miara miory aminy sy ny fianakaviany ny tenako.