Samy malagasy (Dadda)
  • il y a 15 ans
Atolotro ho anao. Raha azo iainana sy ampiharina ny tononkira dia raiso fa hahatsara antsika izany. Mihainoa finaritra ary dia tandrovy mandrakariva ny fihavanana.