List options
Export
Player mode on | off
Grid
List
ambondrona_titre
page spéciale karaoke sur le groupe AMBONDRONA http://gasymozika.free.fr/karaoke.html
Fanolorana ny aumônier vaovao.
I Père Pierre Emile RAKOTOARISOA no voatendrin'ny Fivondronamben'ny Eveka any Madagasikara hiadidy ny Ankohonana katolika eto Roma sy Italia manontolo, ary efa neken'ny diosezin'i Roma moa izany fanendrena izany dia hanomboka androany izy dia hiantsoroka izany adidiny ka tolorana firariantsoa sy entina am-bavaka hatrany.
Tompo ô, mba iraho - KaMeMa
Kanto sy Mevan'i Madagasikara - Roma, 13 mai 2012.
HANTA NJAKATIANA - Tafahaona
La page Facebook de Njakatianahttps://www.facebook.com/pages/NJAKATIANA/53056251117Hanta sy Njakatiana "Tafahaona"Réalisateur : AMI/ ami.musimage@free.fr/http://amimusimage.skyrock.com/http://www.facebook.com/amimusimageAuteur&Compositeur : Bana (Jean Marline)Arrangement/ Mixage : Gaf (Fanja Ramarlina)Scénario/ Montage vidéo : Gann (Feno Ramarlina)
HAINGO - Fanekem-pinoana
~ ~ ~ Fanekem-pinoana ~ ~ ~Haingo Michel RAZAFIARIJAONA http://haingo.webs.com/Nahoana moa ny maso no tsy hanganohano ?Raha sendra alondranoNahoana moa saina no tsy hovalalanina ?Raha sangodim-paninaMahery mahamay no hitsapananay, ry Tompo RainayNahoana moa nahoana ny fo no tsy ho torovana ?Raha sendra fahatsiarovanaNahoana moa nahoana no tsy ho adaladala ?Raha havana malalaTiana sy lalaina, no indro re nalaina, mbola vao marainaKanefa Raiko ô! izato hira ory izay asandratro izaoTsy sanatria tsy akory ho faniniko AnaoFa maika anolorako indray Aminao ilay manda vaovao,Ny herin’ny finoako, tsy mbola niova lokoSatria mino aho fa ilay velomanay, dia mandrampihaona ihanySatria mino aho fa ilay velomanay, tsy hoe…mandrakizay !
HANTA Feat NJAKATIANA - TAFAHAONA ( NEW CLIP)
AMI/ A/C : Bana
NY AVANA et NY AMPELA dans STAND BY ME (Réalisation Laza Baleda)
Interprété par Ny ampela Ravanomanjato et Ny Avana Baleda
SARAH TANTELY dans "FILONGOA " (réalisation Laza Baleda)
Sarah Tantely nous a quitté pour un monde meilleur le15 Avril dernier, en laissant 2 orphelins : Jerry et Christophe.Voici FILONGOA son dernier titre mis en vidéo. Un clip qu'elle aura l'occasion désormais d'admirer là où elle est.Repose en Pais ma grande soeur.Laza
Ny mpitory - Matokia (J. C. Andriamalalarivelo)
Matokia !Aiza ny finoana ? Nahoana no vonoina ilay fanantenana ?Moa ho tojo fandresena raha diso ‘zay jerena hizorana ?Misy ady mafy Manery antsika hiafy fa tsy hamoy foMirosoa, matokia, fa ao ilay Mpitantana ny diantsika etyToky efa nomenaNy toeran’ny fanahy hanoro sy hiahyHanazava fitodiana, hanitsy fiviliana raha sendra tsy nahyTsy maintsy ho lasa Toy ny ota efa voafafa ny fahoriana etyMirosoa, matokia, araho ilay Mpandahatra ny fianantsika etyMizara hazavana, izany no ilàna ny mpino mahajoroAtaonao mpiara-dia hanavotra ‘reo maro an-tani korohoroKoa isika antenaina, nahoana no halaina ? fa resim-pahakiviana ?Asehoy fa raha hiraisan-tsaina, hoe Kristy tompon’aina d’Izy no hitokinaToky efa nomenaNy toeran’ny fanahy hanoro sy hiahyHanazava fitodiana, hanitsy fiviliana raha sendra tsy nahyTsy maintsy ho lasa Toy ny ota efa voafafa ny fahoriana etyMirosoa, matokia, araho ilay Mpandahatra ny fianantsika etyJean Cel Andriamalalarivelo
Meteza hahatsiaro - Njakatiana
https://www.facebook.com/pages/NJAKATIANA/53056251117