Soratr'ady nifamaho efa firy No nitranga teny an-dala-nodiaviko Tao ny orana nitraho Tao ny tsikin'andro manga Nefa samy nodiaviko Ary nisy fijaliana tsy nampoiziko tokoa Nizahana toetra ahy Saingy tamim-pifaliana No nandraisako azy ho soa Hampiorina fanahy Tsy hoe izaho no tsy mahatsiaro Raha tsy dia mikaikaika amin'ny ratrako sy feriko Fa Ianao Jeso ilay miaro ny finoako tsy hiraika Ka ny herinao no heriko
1. El pobre gorrincillo De ella se enamoro El pobre como pudo Las amlambres rompio La ingrata calendria Des pues que la saco Tan luego se violibre Volo volo volo
2. Ny vorona ao an’ala faly miriaria Nefa tsy mahalala ‘Lay Ray ankoatr’ary Mahatoky hatrany hatrany Fa misy ny mpiahy Ny masaka ao an-tsainy Ny hoe mankalaza Ary mba aiza ho aiza Ny fiainantsika ety Mandeha hatraiza hatraiza Tsy mety afa-po Jereo anie Calendria ‘Lay vorona iray Manidina eny foana e ! Ka faly fehizay
Yes, the "Ekeko Tsotr'izao" song is about God. All songs by the GLR (Groupe Laurent Rakotomamonjy) are all evangelical. This particular song is about "Someone accepting God, our Lord".
This song was written in Malagasy (the official language of Madagascar)
Soratr'ady nifamaho efa firy
No nitranga teny an-dala-nodiaviko
Tao ny orana nitraho
Tao ny tsikin'andro manga
Nefa samy nodiaviko
Ary nisy fijaliana tsy nampoiziko tokoa
Nizahana toetra ahy
Saingy tamim-pifaliana
No nandraisako azy ho soa
Hampiorina fanahy
Tsy hoe izaho no tsy mahatsiaro
Raha tsy dia mikaikaika amin'ny ratrako sy feriko
Fa Ianao Jeso ilay miaro ny finoako tsy hiraika
Ka ny herinao no heriko
1. El pobre gorrincillo De ella se enamoro
El pobre como pudo Las amlambres rompio
La ingrata calendria Des pues que la saco
Tan luego se violibre Volo volo volo
2. Ny vorona ao an’ala faly miriaria
Nefa tsy mahalala ‘Lay Ray ankoatr’ary
Mahatoky hatrany hatrany Fa misy ny mpiahy
Ny masaka ao an-tsainy Ny hoe mankalaza
Ary mba aiza ho aiza Ny fiainantsika ety
Mandeha hatraiza hatraiza Tsy mety afa-po
Jereo anie Calendria ‘Lay vorona iray
Manidina eny foana e ! Ka faly fehizay
This song was written in Malagasy (the official language of Madagascar)
Ho tena mafy orina tsara daholo anie ny Finoantsika rehetra
Ho an'Andriamanitra irery anie ny Voninahitra!