His profile
Website:
http://www.myspace.com/charlyhoby
Manahoana daholo tompoko.
Rehefa nandinika lalina aho dia aleo angamba izay video perso ihany no avoakako eto fa lasa manisy olana ny videos misy ireo artistes fanta daza. Na dia mbola misy aza ireo sary miaraka @ ireo artista namana dia aleo angamba hijanona hatreto fa toa lasa mampisy olana sy adi hevitra be.
Ialako tsiny amin-tsika rehetra tompoko.
Izay tsy mahazo ny antony dia jereo ny adi hevitra ao amin'ny video "masoandro mody". (izay hoesorina atsy ho atsy fa apetrako ao fotsiny mba hahazoantsika rehetra ny antony hamafako ireo videos rehetra eto)
aza omena tsiny ny mpanomponareo fa tsy te hahita olana sady tsy te hitondra olana ihany koa e. Misaotra tompoko
Ho tahian'Andriamanitra daholo isika rehetra

... Read more
Become Charlesramaroson's friend to add a comment!
5 months ago by
barb1030
Yo Amigo, vient écouter en total exclu: "j'bez Rohff & Bubba". J'attends tes coms, peace!
12 months ago by
mamitiana13
salama e,
misaotra tamin'ny rehetra natao teto racharles,de mirary fety sambatra sahady fa tsy hoeto,ka alefa mialoha ny firariana.De mahereza hatrany e

His Featured Video
Takefive EWI USB
437 views
après des heures d'exercices, ;-) mais l'impro vers la fin, je suis en train de l'étudier.
Previous Video Stars:
"Duo du coeur" Voahirana & Gothlieb Ratsimbazafy madagascar
By
allain78
5578 views | 4 com. | 13 fav.
je me suis fait tout petit (georges brassens) fingerpicking
By
lulumarlu
626 views | 15 com. | 3 fav.